Mpitoriteny 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izay misy amin’izao dia efa nomena anarana taloha ihany, ary lasa fantatra tsara hoe hoatran’ny ahoana marina ny olona. Tsy afaka mifamaly* amin’izay mahery noho izy koa izy.
10 Izay misy amin’izao dia efa nomena anarana taloha ihany, ary lasa fantatra tsara hoe hoatran’ny ahoana marina ny olona. Tsy afaka mifamaly* amin’izay mahery noho izy koa izy.