Mpitoriteny 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Amin’ny fotoana mahafaly* dia mifalia ka manehoa toetra tsara.+ Amin’ny fotoan-tsarotra* kosa dia tadidio fa samy nataon’Andriamanitra ireo fotoana ireo+ mba tsy hahafantaran’ny* olona an’izay hitranga aminy any aoriana any.+ Mpitoriteny Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 7:14 w99 1/5 29 Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:14 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1999, p. 29
14 Amin’ny fotoana mahafaly* dia mifalia ka manehoa toetra tsara.+ Amin’ny fotoan-tsarotra* kosa dia tadidio fa samy nataon’Andriamanitra ireo fotoana ireo+ mba tsy hahafantaran’ny* olona an’izay hitranga aminy any aoriana any.+