Isaia 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Mitsangàna ianareo vehivavy tsy mivaky loha, ka henoy ny teniko! Mihainoa tsara an’izay lazaiko ianareo zanakavavy tsy miasa saina!*+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 32:9 ip-1 338-339 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:9 Faminanian’i Isaia I, p. 338-339
9 “Mitsangàna ianareo vehivavy tsy mivaky loha, ka henoy ny teniko! Mihainoa tsara an’izay lazaiko ianareo zanakavavy tsy miasa saina!*+