Isaia 41:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Sandoka* daholo izy rehetra, Ary tsinontsinona ny zavatra ataony. Rivotra ihany ny sarivongana metaly* nataony sady tsisy dikany.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 41:29 ip-2 29 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 41:29 Faminanian’i Isaia II, p. 29
29 Sandoka* daholo izy rehetra, Ary tsinontsinona ny zavatra ataony. Rivotra ihany ny sarivongana metaly* nataony sady tsisy dikany.+