Isaia 44:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy misy dikany daholo izay manamboatra sary sokitra,Ary tsy hisy hilana azy ny sampy mamin’ny fony.+ Vavolombelona ireny,* nefa tsy mahita na inona na inona sady tsy mahalala na inona na inona,+Ka ho menatra izay manao azy.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 44:9 ip-2 66 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 44:9 Faminanian’i Isaia II, p. 66
9 Tsy misy dikany daholo izay manamboatra sary sokitra,Ary tsy hisy hilana azy ny sampy mamin’ny fony.+ Vavolombelona ireny,* nefa tsy mahita na inona na inona sady tsy mahalala na inona na inona,+Ka ho menatra izay manao azy.+