Isaia 58:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 “Miantsoantsoa faran’izay mafy, fa aza miahotrahotra mihitsy. Ataovy mafy be hoatran’ny feon’anjombona ny feonao, Ka lazao amin’ny vahoakako hoe nikomy izy ireo,+Ary amin’ny taranak’i Jakoba hoe nanota izy ireo. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 58:1 ip-2 276-277 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 58:1 Faminanian’i Isaia II, p. 276-277
58 “Miantsoantsoa faran’izay mafy, fa aza miahotrahotra mihitsy. Ataovy mafy be hoatran’ny feon’anjombona ny feonao, Ka lazao amin’ny vahoakako hoe nikomy izy ireo,+Ary amin’ny taranak’i Jakoba hoe nanota izy ireo.