Isaia 59:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy:+ Ho tezitra amin’ny fahavalony izy, ary hamaly an’ireo miady aminy.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 59:18 ip-2 298-299 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 59:18 Faminanian’i Isaia II, p. 298-299
18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy:+ Ho tezitra amin’ny fahavalony izy, ary hamaly an’ireo miady aminy.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy.