Jeremia 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao no tenin’i Jehovah: “Mitsangàna eny amin’ny sampanan-dalana ka mandiniha. Anontanio hoe aiza ireo lalana fahinyAry aiza ny lalana tsara, ka izay no andehano+Dia hiadana ianareo.” Hoy anefa ianareo: “Tsy handeha amin’izany izahay.”+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 6:16 w07 15/3 10; w05 1/11 23-25 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:16 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2007, p. 101/11/2005, p. 23-25
16 Izao no tenin’i Jehovah: “Mitsangàna eny amin’ny sampanan-dalana ka mandiniha. Anontanio hoe aiza ireo lalana fahinyAry aiza ny lalana tsara, ka izay no andehano+Dia hiadana ianareo.” Hoy anefa ianareo: “Tsy handeha amin’izany izahay.”+