Jeremia 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Varimbazaha no nafafin’izy ireo nefa tsilo no nojinjainy.+ Reraka be izy ireo nefa niasa maina fotsiny. Ho menatra izy ireo noho ny vokatra azony,Satria tezitra be i Jehovah.”
13 Varimbazaha no nafafin’izy ireo nefa tsilo no nojinjainy.+ Reraka be izy ireo nefa niasa maina fotsiny. Ho menatra izy ireo noho ny vokatra azony,Satria tezitra be i Jehovah.”