Jeremia 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanadino ahy anefa ny vahoakako.+ Manao sorona* ho an’ny zavatra tsy misy dikany+ mantsy izy ireo,Ary manao izay hahatafintohina ny olona eny amin’ny lalany, dia ny lalana fahiny,+Mba handehanan’izy ireny eny amin’ny lalan-kely mikitoantoana sy tsy mitovy tantana.*
15 Nanadino ahy anefa ny vahoakako.+ Manao sorona* ho an’ny zavatra tsy misy dikany+ mantsy izy ireo,Ary manao izay hahatafintohina ny olona eny amin’ny lalany, dia ny lalana fahiny,+Mba handehanan’izy ireny eny amin’ny lalan-kely mikitoantoana sy tsy mitovy tantana.*