Jeremia 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘“Fa manohitra an’ity tanàna ity aho ka loza no hahazo azy fa tsy zava-tsoa”,+ hoy i Jehovah. “Hataoko resin’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity,+ dia hodorany.”+
10 “‘“Fa manohitra an’ity tanàna ity aho ka loza no hahazo azy fa tsy zava-tsoa”,+ hoy i Jehovah. “Hataoko resin’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity,+ dia hodorany.”+