Jeremia 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Samy maloto* na ny mpaminany na ny mpisorona.+ Na dia ao an-tranoko aza, dia ahitako ny faharatsian’izy ireo”,+ hoy i Jehovah.
11 “Samy maloto* na ny mpaminany na ny mpisorona.+ Na dia ao an-tranoko aza, dia ahitako ny faharatsian’izy ireo”,+ hoy i Jehovah.