-
Jeremia 33:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Eto amin’ity toerana lazainareo hoe ngazana tsy misy olona na biby fiompy ity, izany hoe ao amin’ireo tanànan’i Joda sy ny lalan’i Jerosalema izay tsy misy olona na mponina na biby fiompy, dia mbola handrenesana
-