Jeremia 50:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nandrapaka azy+ izay rehetra nahita azy, ary hoy ny fahavalony: ‘Tsy meloka isika satria ry zareo no nanota tamin’i Jehovah, dia i Jehovah ilay loharanon’ny* fahamarinana sy fanantenan’ny razambeny.’”
7 Nandrapaka azy+ izay rehetra nahita azy, ary hoy ny fahavalony: ‘Tsy meloka isika satria ry zareo no nanota tamin’i Jehovah, dia i Jehovah ilay loharanon’ny* fahamarinana sy fanantenan’ny razambeny.’”