15 Ho afa-baraka sy hesoesoina ianao,+ ary ho anatra sy hampihorohoro an’ireo firenena manodidina ny zavatra manjo anao, rehefa ampihariko aminao ny didim-pitsarako. Ho tezitra sy hisafoaka aho amin’izay, ary hanasazy mafy anao. Izaho Jehovah no efa niteny.