24 “‘Raha tsy manao ny tsara intsony anefa ny olo-marina fa lasa manao ratsy, ka manao ny zava-maharikoriko rehetra fanaon’ny ratsy fanahy, dia mbola ho velona ihany ve izy? Tsy hisy hotsaroana intsony ny zavatra tsara rehetra nataony.+ Ho faty izy satria nivadika sy nanota.+