Ezekiela 27:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nanome fahafaham-po firenena maro ianao, rehefa tonga avy eny an-dranomasina ny entanao.+ Lasa nanan-karena ny mpanjaka eto an-tany noho ny harenanao be dia be sy ny entam-barotrao.+
33 Nanome fahafaham-po firenena maro ianao, rehefa tonga avy eny an-dranomasina ny entanao.+ Lasa nanan-karena ny mpanjaka eto an-tany noho ny harenanao be dia be sy ny entam-barotrao.+