Ezekiela 33:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha misy olona maheno an’ilay feon’anjombona nefa tsy miraharaha an’ilay fampitandremana,+ ka matin’ny sabatra izy,* dia izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.+
4 Raha misy olona maheno an’ilay feon’anjombona nefa tsy miraharaha an’ilay fampitandremana,+ ka matin’ny sabatra izy,* dia izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.+