Ezekiela 33:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tatỳ aoriana, dia nisy lehilahy afa-nandositra avy any Jerosalema tonga tao amiko, tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahafolo, tamin’ny taona faha-12 nanaovana sesitany anay.+ Dia hoy izy: “Rava ilay tanàna!”+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 33:21 rr 112; si 136 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:21 Fivavahana Madio, p. 112 “Soratra Rehetra,” p. 136
21 Tatỳ aoriana, dia nisy lehilahy afa-nandositra avy any Jerosalema tonga tao amiko, tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahafolo, tamin’ny taona faha-12 nanaovana sesitany anay.+ Dia hoy izy: “Rava ilay tanàna!”+