Ezekiela 36:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ho feno vahoaka ny tanàna rava teo aloha,+ dia vahoaka toy ny olona masina be dia be sy toy ny andian’ondry ao Jerosalema* rehefa fety.+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”
38 Ho feno vahoaka ny tanàna rava teo aloha,+ dia vahoaka toy ny olona masina be dia be sy toy ny andian’ondry ao Jerosalema* rehefa fety.+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”