Ezekiela 37:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ‘Hataoko ao aminareo ny fanahiko ka ho velona indray ianareo.+ Hapetrako ao amin’ny taninareo koa ianareo. Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho Jehovah no niteny sy nanatanteraka an’izany’, hoy i Jehovah.” Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 37:14 rr 119; jv 77 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:14 Fandalinana, Boky 1, Fivavahana Madio, p. 117-119 Mpitory, p. 77
14 ‘Hataoko ao aminareo ny fanahiko ka ho velona indray ianareo.+ Hapetrako ao amin’ny taninareo koa ianareo. Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho Jehovah no niteny sy nanatanteraka an’izany’, hoy i Jehovah.”