29 Koa mamoaka didy aho fa hotetitetehina izay vahoaka na firenena na olona avy amin’ny fiteny samy hafa ka miteny zavatra hanoherana an’ilay Andriamanitr’i Sadraka sy Mesaka ary Abednego. Hatao kabinem-bahoaka koa ny tranony. Fa tsy misy andriamani-kafa mahavita mamonjy hoatr’azy.”+