Hosea 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nataon’ny hafa firenena tsy misy hery intsony izy,+ nefa tsy fantany akory izany. Lasa fotsy daholo ny volony, nefa tsy tsikariny akory.
9 Nataon’ny hafa firenena tsy misy hery intsony izy,+ nefa tsy fantany akory izany. Lasa fotsy daholo ny volony, nefa tsy tsikariny akory.