Joela 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Iza moa no mahalala raha mba tsy ho tezitra intsony izy fa hiova hevitra*+ tokoa,Dia hitahy anareo?Dia amin’izay ianareo ho afaka hanolotra fanatitra varimbazaha sy fanatitra zava-pisotro ho an’i Jehovah Andriamanitrareo.
14 Iza moa no mahalala raha mba tsy ho tezitra intsony izy fa hiova hevitra*+ tokoa,Dia hitahy anareo?Dia amin’izay ianareo ho afaka hanolotra fanatitra varimbazaha sy fanatitra zava-pisotro ho an’i Jehovah Andriamanitrareo.