Amosa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hotapahiko ny bara hidim-bavahadin’i Damaskosy,+Ary haringako ny mponina ao Bikata-avenaSy ilay mpitondra* ao Beti-edena.Ary hatao sesitany any Kira ny mponin’i Syria”,+ hoy i Jehovah.’ Amosa Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:5 w89 1/7 22 Amosa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:5 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1989, p. 22
5 Hotapahiko ny bara hidim-bavahadin’i Damaskosy,+Ary haringako ny mponina ao Bikata-avenaSy ilay mpitondra* ao Beti-edena.Ary hatao sesitany any Kira ny mponin’i Syria”,+ hoy i Jehovah.’