Zefania 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sahisahy ratsy ny mpaminaniny, sady mpamadika.+ Mandoto zava-masina ny mpisorony,+Sady tsy miraharaha lalàna.+ Zefania Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 3:4 w01 15/2 21-22; w91 1/8 19-20 Zefania Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:4 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/2001, p. 21-221/8/1991, p. 19-20
4 Sahisahy ratsy ny mpaminaniny, sady mpamadika.+ Mandoto zava-masina ny mpisorony,+Sady tsy miraharaha lalàna.+