Hagay 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mamafy voa be dia be ianareo, nefa kely no jinjainareo.+ Mihinana ianareo nefa tsy voky. Misotro divay ianareo nefa tsy afa-po. Manao akanjo ianareo nefa tsy mba misy mafana. Ary izay mikarama dia mametraka ny karamany ao anaty kitapo loaka.’” Hagay Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:6 w06 15/4 22; w89 1/9 30 Hagay Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:6 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/2007, p. 8-915/4/2006, p. 221/9/1989, p. 30
6 Mamafy voa be dia be ianareo, nefa kely no jinjainareo.+ Mihinana ianareo nefa tsy voky. Misotro divay ianareo nefa tsy afa-po. Manao akanjo ianareo nefa tsy mba misy mafana. Ary izay mikarama dia mametraka ny karamany ao anaty kitapo loaka.’”