-
Zakaria 11:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “‘Fa tsy hangoraka an’ireo mponina eto amin’ity tany ity intsony aho’, hoy i Jehovah. Koa hataoko resin’ny namany sy ny mpanjakany ny olona tsirairay. Dia horavan’izy ireo ity tany ity, nefa izaho tsy hamonjy azy eny an-tanany.’”
-