Malakia 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Dia hataoko izay hankahalan’ny olona rehetra anareo sy hanambaniany anareo. Tsy nanaraka ny lalana natoroko mantsy ianareo, fa niangatra rehefa nampihatra ny lalàna.”+
9 “Dia hataoko izay hankahalan’ny olona rehetra anareo sy hanambaniany anareo. Tsy nanaraka ny lalana natoroko mantsy ianareo, fa niangatra rehefa nampihatra ny lalàna.”+