Marka 4:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nanao fanoharana+ be dia be hoatr’izany izy rehefa nitory ny teny tamin’ny olona, arakaraka izay takatry ny sain’izy ireo.
33 Nanao fanoharana+ be dia be hoatr’izany izy rehefa nitory ny teny tamin’ny olona, arakaraka izay takatry ny sain’izy ireo.