Marka 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tonga ny andro voalohany hankalazana ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay,+ izay andro fanolorana ny biby atao sorona amin’ny Paska.+ Dia hoy ny mpianany taminy: “Aiza no tianao hikarakaranay ny sakafon’ny Paska?”+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 14:12 jy 267; gt toko 112; w90 1/9 9 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:12 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 267 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1990, p. 9
12 Ary tonga ny andro voalohany hankalazana ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay,+ izay andro fanolorana ny biby atao sorona amin’ny Paska.+ Dia hoy ny mpianany taminy: “Aiza no tianao hikarakaranay ny sakafon’ny Paska?”+