Jaona 8:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Hoy i Jesosy: “Tokony ho tia ahy+ ianareo raha Andriamanitra no Rainareo, satria avy tany amin’Andriamanitra aho no tonga tetỳ. Tsy hoe sitrapoko* fotsiny no nahatongavako tetỳ, fa Izy no naniraka ahy.+
42 Hoy i Jesosy: “Tokony ho tia ahy+ ianareo raha Andriamanitra no Rainareo, satria avy tany amin’Andriamanitra aho no tonga tetỳ. Tsy hoe sitrapoko* fotsiny no nahatongavako tetỳ, fa Izy no naniraka ahy.+