Jaona 12:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia hoy ny vahoaka: “Henonay tao amin’ny Lalàna fa ho velona mandrakizay i Kristy.+ Koa ahoana no ilazanao hoe tsy maintsy asandratra ny Zanak’olona?+ Fa iza izany Zanak’olona izany?” Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 12:34 jy 242; gt toko 104; w90 1/3 8 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:34 Jesosy no Lalana, p. 242 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1990, p. 8
34 Dia hoy ny vahoaka: “Henonay tao amin’ny Lalàna fa ho velona mandrakizay i Kristy.+ Koa ahoana no ilazanao hoe tsy maintsy asandratra ny Zanak’olona?+ Fa iza izany Zanak’olona izany?”