Asan’ny Apostoly 7:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Dia nandroaka azy tany ivelan’ny tanàna izy ireo, ka nitora-bato azy.+ Ary nametraka ny akanjony ivelany teo an-tongotry ny tovolahy atao hoe Saoly+ ireo vavolombelona+ niampanga azy. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 7:58 w99 15/5 29 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:58 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1999, p. 29
58 Dia nandroaka azy tany ivelan’ny tanàna izy ireo, ka nitora-bato azy.+ Ary nametraka ny akanjony ivelany teo an-tongotry ny tovolahy atao hoe Saoly+ ireo vavolombelona+ niampanga azy.