Asan’ny Apostoly 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy nety nino azy mihitsy anefa ny sasany,* fa nanaratsy Ny Lalana*+ teo anatrehan’ny vahoaka. Niala teo amin’izy ireo àry izy,+ dia nentiny ny mpianatra, ary nandaha-teny isan’andro tao amin’ny efitrano malalaky ny sekolin’i Tyrano izy. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 19:9 bt 160-161; nwt 1894 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:9 Tiavo ny Olona, lesona 7 Torio, p. 160-161 Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1894
9 Tsy nety nino azy mihitsy anefa ny sasany,* fa nanaratsy Ny Lalana*+ teo anatrehan’ny vahoaka. Niala teo amin’izy ireo àry izy,+ dia nentiny ny mpianatra, ary nandaha-teny isan’andro tao amin’ny efitrano malalaky ny sekolin’i Tyrano izy.