-
Asan’ny Apostoly 19:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Koa tsy ity asantsika ity ihany no atahorana ho ratsy laza, fa hoheverin’ny olona ho tsy misy dikany koa ny tempolin’i Artemisy andriamanibavy lehibe. Dia ho very hasina ilay andriamanibavy, izay ivavahana eran’ny faritanin’i Azia sy ny tany misy mponina.”
-