Romanina 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’ny alalan’i Kristy no nahatonga antsika ho afaka hanatona an’Andriamanitra, sy hanehoana an’izany hatsaram-panahy miavaka izany, ary efa anehoana an’izany isika izao.+ Aoka àry isika hifaly* noho ny fanantenana ny voninahitr’Andriamanitra. Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 5:2 g99 8/7 18-19 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:2 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),12/2023, p. 9-10 Mifohaza!,8/7/1999, p. 18-19
2 Tamin’ny alalan’i Kristy no nahatonga antsika ho afaka hanatona an’Andriamanitra, sy hanehoana an’izany hatsaram-panahy miavaka izany, ary efa anehoana an’izany isika izao.+ Aoka àry isika hifaly* noho ny fanantenana ny voninahitr’Andriamanitra.