Romanina 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa zavatra tsara àry ve no nahafaty ahy? Sanatria izany! Fa ny ota no nahafaty ahy. Zavatra tsara no nampiasain’ny ota hamonoana ahy,+ mba hampisehoana ny atao hoe ota. Dia amin’izay ny didy no vao mainka hampiseho hoe tena ratsy ny ota.+ Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 7:13 w92 1/11 5 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:13 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/1992, p. 5
13 Koa zavatra tsara àry ve no nahafaty ahy? Sanatria izany! Fa ny ota no nahafaty ahy. Zavatra tsara no nampiasain’ny ota hamonoana ahy,+ mba hampisehoana ny atao hoe ota. Dia amin’izay ny didy no vao mainka hampiseho hoe tena ratsy ny ota.+