Romanina 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izao lalàna izao àry no tsapako ato anatiko ato: Rehefa te hanao ny tsara aho, dia ato anatiko ihany ny ratsy.+ Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 7:21 w11 15/11 11 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:21 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2011, p. 11 Hiaina Mandrakizay, p. 217
21 Izao lalàna izao àry no tsapako ato anatiko ato: Rehefa te hanao ny tsara aho, dia ato anatiko ihany ny ratsy.+