1 Korintianina 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ny mpangalatra, ny olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ ny mamo lava,+ ny mpanevateva,* ary ny mpanao an-keriny, dia tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra.+ 1 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 6:10 lff lesona 31, 41, 43, 57; w08 1/5 21-22 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:10 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 31 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/2008, p. 21-22
10 ny mpangalatra, ny olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ ny mamo lava,+ ny mpanevateva,* ary ny mpanao an-keriny, dia tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra.+