1 Korintianina 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 sady nisotro zava-pisotro ara-panahy+ mitovy daholo. Fa nisotro tamin’ilay vatolampy ara-panahy nanaraka azy izy ireo, ary i Kristy* izany vatolampy izany.+ 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:4 Fandalinana,
4 sady nisotro zava-pisotro ara-panahy+ mitovy daholo. Fa nisotro tamin’ilay vatolampy ara-panahy nanaraka azy izy ireo, ary i Kristy* izany vatolampy izany.+