2 Korintianina 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nampirisika an’i Titosy hankany aminareo aho ary nirahiko hiaraka taminy ilay rahalahy iny. Nanararaotra anareo ve i Titosy? Tsy nanao an’izany mihitsy izy.+ Tsy hitanareo ve fa nitovy saina izahay? Tsy nitovy koa ve ny fomba fiasanay? 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:18 Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/1988, p. 16-17
18 Nampirisika an’i Titosy hankany aminareo aho ary nirahiko hiaraka taminy ilay rahalahy iny. Nanararaotra anareo ve i Titosy? Tsy nanao an’izany mihitsy izy.+ Tsy hitanareo ve fa nitovy saina izahay? Tsy nitovy koa ve ny fomba fiasanay?