Galatianina 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nahafoy ny ainy noho ny fahotantsika+ izy mba hamonjeny antsika amin’izao tontolo ratsy izao,*+ satria izany no sitrapon’ilay Andriamanitra Raintsika.+ Galatianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:4 Fandalinana, Boky 2,
4 Nahafoy ny ainy noho ny fahotantsika+ izy mba hamonjeny antsika amin’izao tontolo ratsy izao,*+ satria izany no sitrapon’ilay Andriamanitra Raintsika.+