10 Nanao an’izany Andriamanitra mba ho amin’izao no ampahafantarana ny fahendreny, izay miseho amin’ny fomba isan-karazany, amin’ny fanjakana sy ny manam-pahefana any amin’ny faritry ny lanitra, ary amin’ny alalan’ny fiangonana+ no ampahafantarana an’izany.+