1 Timoty 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 na dia mpanevateva an’Andriamanitra aza aho taloha, sady mpanenjika no mpanambany olona.+ Namindrany fo anefa aho satria noho ny tsy fahalalako sy ny tsy finoako no nanaovako an’izany. 1 Timoty Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:13 w05 15/5 26-27 1 Timoty Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:13 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2005, p. 26-27
13 na dia mpanevateva an’Andriamanitra aza aho taloha, sady mpanenjika no mpanambany olona.+ Namindrany fo anefa aho satria noho ny tsy fahalalako sy ny tsy finoako no nanaovako an’izany.