1 Timoty 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no didy omeko anao eo anatrehan’Andriamanitra, izay mahatonga ny zava-drehetra ho mbola velona, sy eo anatrehan’i Kristy Jesosy, izay vavolombelona nanazava tsara ny zavatra ninoany teo anatrehan’i Pontio Pilato:+
13 Izao no didy omeko anao eo anatrehan’Andriamanitra, izay mahatonga ny zava-drehetra ho mbola velona, sy eo anatrehan’i Kristy Jesosy, izay vavolombelona nanazava tsara ny zavatra ninoany teo anatrehan’i Pontio Pilato:+