Titosy 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Milaza ho mahafantatra an’Andriamanitra izy ireny rehefa eny imason’olona, kanefa hita amin’ny ataony hoe mandà azy,+ satria maharikoriko sy tsy mankatò ary tsy mendrika hanao asa tsara na inona na inona izy ireny.
16 Milaza ho mahafantatra an’Andriamanitra izy ireny rehefa eny imason’olona, kanefa hita amin’ny ataony hoe mandà azy,+ satria maharikoriko sy tsy mankatò ary tsy mendrika hanao asa tsara na inona na inona izy ireny.