Titosy 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 dia namonjy antsika izy, tsy noho ny zavatra tsara nataontsika,+ fa noho ny famindram-pony.+ Namonjy antsika izy rehefa nanadio* antsika ka nahatonga antsika ho velona,+ sy rehefa nampiasa ny fanahy masina izay nahatonga antsika ho olom-baovao.+ Titosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 3:5 w08 15/10 30; w04 15/4 12; w91 15/10 12 Titosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:5 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/2008, p. 3015/4/2004, p. 1215/10/1991, p. 12
5 dia namonjy antsika izy, tsy noho ny zavatra tsara nataontsika,+ fa noho ny famindram-pony.+ Namonjy antsika izy rehefa nanadio* antsika ka nahatonga antsika ho velona,+ sy rehefa nampiasa ny fanahy masina izay nahatonga antsika ho olom-baovao.+