1 Petera 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fantatrareo mantsy fa tsy tamin’ny zavatra mety simba, toy ny volafotsy na volamena, no nanafahana*+ anareo tamin’ny fomba fiaina tsy mahasoa nolovanareo tamin’ny razambenareo,* 1 Petera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:18 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 1,
18 Fantatrareo mantsy fa tsy tamin’ny zavatra mety simba, toy ny volafotsy na volamena, no nanafahana*+ anareo tamin’ny fomba fiaina tsy mahasoa nolovanareo tamin’ny razambenareo,*