1 Petera 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izay tia ny fiainana sy te ho sambatra, dia tsy maintsy mitandrina ny lelany mba tsy hilaza zava-dratsy,+ ary ny molony mba tsy hiteny fitaka.
10 “Izay tia ny fiainana sy te ho sambatra, dia tsy maintsy mitandrina ny lelany mba tsy hilaza zava-dratsy,+ ary ny molony mba tsy hiteny fitaka.